Sipa gasy amidy 20 millions d’Ariary amin’ny tambanivohitra sinoa

MOFOGASY

Visa touristique no andehanan’ilay tovovavy mankany Chine ary alohan’ny hiaingàny dia ampanantenaina asa izy. Rehefa tonga any Chine nefa izy dia misy vehivavy roa mitsena azy sy maka ny passeport-ny mba tsy hahafahany mody aty an-tanindrazana intsony. Aorian’izay dia ampijaliana izy ireo, aolana sy andevoizina. Ireo mitetika ny hanohitra kosa dia gadraina anaty trano mihidy sy maizina. Tambanivohitra sy antidahy sinoa no mividy azy ireo avy eo ka eto dia ny gasy fotsy hoditra no lafolafo kokoa satria mahatratra 24 millions d’Ariary raha toa ka 20 millions d’Ariary kosa ny vidin’ireo somary maintimainty.

Raha ny voalazan’i Newsmada dia any Andoharanofotsy no misy ilay agence manao ity varotra sy fanondranana olona ity ka efa 13 ny tovovavy tratrany tamin’izany. Marihina fa misy tsy ampy taona ireo tovovavy ireo ary rehefa tonga any Chine izy ireo dia tsy avela hifandray amin’ny fianankaviany eto Madagasikara intsony. Raha araka ny voalazan’i Newsmada ihany dia misy mpiasan’ny…

View original post 13 mots de plus

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s